Bannière page

Ny departemanta Fampiofanana ato amin’i Fihariana

Entina hanamafisana ny fanohanana ara-teknika ho an’ireo mpisitraka ato amin’ny fandaharan’asa Fihariana dia mitohy tsy miato ny iraka eo anivon’ny departemanta Fampiofanana. Mitondra fanazavana ny mpiandraikitra izany departemanta izany, indrindra moa amin’ny asa tanterahina iatrehana ny COVID-19