Bannière page

MINUTE CONSEIL BY FIHARIANA- Carole Rakotondrainibe

Mpiara-miasa akaiky amin’ny fanohanana ara-teknika ny mpandraharaha ny Fihariana sy ny Nexta. Manana fizarana atao amintsika anio Rtoa Carole Rakotondrainibe, tale jeneraly, izay efa fanta-daza ao amin’ny tontolon’ny fandraharahana eto Madagasikara

Pour plus d’informations, n’hésitez pas à poursuivre vers le lien suivant :

 

Nos partenaires