Pejy faneva

Lisitry ny torohevitra 10 tsara indrindra nalaina tamin’ny andiany 10 voalohany amin’ny Tantaran’ny Fahombiazana atolotr’i CORBAN

Homen’ny CORBAN anao ny angona mirakitra ireo lisitry ny torohevitra 10 tsara indrindra nalaina tamin’ny andiany 10 voalohany amin’ny Tantaran’ny Fahombiazana

Ireto avy ny rohy raha te hijery ny andiany teo aloha ianao:

👉 Rohy ho an’ny andiany 1 an’i Zach Edith, mpanao hosodoko, izay nampisondrotra ny asany tamin’ny hosotry ny famoronana :
– YouTube : https://youtu.be/B5F8IWmo0hU​

👉 Rohy ho an’ny andiany 2 an’i Toky Rabeson, Filoha mpitantana ny  MyAgency, mpandraharaha kristianina iray , izay nanomboka tamin’ny

– YouTube : https://youtu.be/RVLYwj-L7MU​

👉 Rohy ho an’ny andiany 3 an’ny tarika REKO – Fy sy ny Namany , mizara amintsika ny fomba fiasany ao anaty tarika, ny tombotsoa amin’ny fananana fijery samihafa amin’ireo mpikambana anatin’ny ekipa iray.
– YouTube : https://youtu.be/TDyVPCRRC9U​

👉 Rohy ho an’ny andiany 4 an’i Andry Rakotonanahary, Talen’ny EBM na Entrepreneuriat Biblique de Madagascar, izay nizarany  ny fomba handraharahana araka ny Baiboly
– YouTube : https://youtu.be/RyqF60ZzSRI​

👉 Rohy ho an’ny andiany 5 an’i Rakoto Harimino, Tale Jeneralin’ny INSCAE, mikasika ny lanjan’ny hoe ilaina sy manam-pahalalana
– YouTube : https://youtu.be/Z2QDs0mjj2M​

👉 Rohy ho an’ny andiany 6 an’ny Pasteur Hubert Rakotoarivony, Mpanoro lalana sy Mpanofana ,mikasika ny fomba fanaovana safidy tsara amin’ny asa
– YouTube : https://youtu.be/7oQvg3IvkCk​

👉 Rohy ho an’ny andiany 7 an’i  Jean Luc Ramamonjiarisoa, Tale Jeneralin’ny FMFP, mikasika ny  fomba hananana fivoarana amin’ny asa
– YouTube : https://youtu.be/y44r6Whwa5A​

👉 Rohy ho an’ny andiany 8 an’i Mbolatiana Andrianarisata, Filoha Tale Jeneralin’ny Cherry Pastry, mikasika ny fomba  fisafidianana hoe hiasa manaraka ny fitiavana sa manaraka ny fianarana natao
– YouTube : https://youtu.be/Ow0-CtuSl40​

👉 Rohy ho an’ny andiany 9 an’i Matina Razafimahefa sy ny reniny Nirina, Filoha Tale Jeneralin’ny  Sayna, sur comment entreprendre en étant jeune et accompagnée par sa mère
– YouTube : https://youtu.be/INCWyS5p9q4​

👉 Rohy ho an’ny andiany 10 an’ny Groupe Infinit Games, mikasika ny fomba hiainana ny fitiavana
– YouTube : https://youtu.be/P25r2zUHf5Y​

👉 Rohy ho an’ny andiany 11 an’ny Rasamimanana Mirana, mpanoro lalana voamarina ao amin’ny John Maxwell Team Francophone, mikasika ny fomba hahatongavana ho mpitarika mahay :
– YouTube : https://youtu.be/P2VnX7fsIRc

wpChatIcon