Pejy faneva

Tolotra Zara Iombonana by Fihariana, fanazavan’ny tompon’andraikitra

Vita sonia ny 11 septambra lasa teo ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny Minisiteran’ny Fambolena, Fiompiana sy Jono (MAEP), Minisiteran’ny Indostria, ny Varotra sy ny Asatanana (MICA), ny ONUDI sy Fihariana, hanatanterahana ny tolotra Zara Iombonana. Manazava ny tanjon’ny tolotra ny tompon’andraikitra.

wpChatIcon