Pejy faneva

Randja RANAIVOZANANY nitafatafa tamin’ny CORBAN

Randja RANAIVOZANANY, Filoha Tale Jeneraly & mpiara-manorina ny FOODMARK izay hiresahany amintsika amin’ ny fomba azo ampiharina ny fomba fahitany ny atao hoe fandraharahana . 😊

Avy amin’ny fandrahoan-tsakafo avo lenta mankany amin’ny fandrahoan-tsakafo ho an’ny toeram-piasana na toeram-pampianarana, mitantara amintsika mikasika ny olana sedrainy izy ary mizara torohevitra ilaina ho an’ireo te hiditra ao amin’ny tontolon’ny fandraharahana . 😉

Manasa anao hijery ny horonan-tsary hatramin’ny farany.

wpChatIcon