Hasehon’ny PEP’HITA DE MADAGASCAR ho antsika ny GREENTSIKA, orinaa ara-tsosialy ao Toliara izay manangona ny fako amin’ny mpitrongy fako entina amin’ny bisikileta .
Mireska fahadiovana 🧹, posy entina amin’ny bisikileta 🚴, teknolojia 📱 fametrahana ny fisondrotan’ny orinasa ara-tsosialy iray izay mamorona asa ary manadio ny tanana ao Toliara ! 🇲🇬
Mahangona fako 7 taonina isan’andro, Greentsika dia misehatra amin’ny fiarovana ny tontolo iainana 🌱 fa hamorona asa ihany koa 🙌. Ho any amin’ny tanan-dehibe hafa eto Madagasikara indray afaka fotoana fohy, ary koa eto Afrika , Greentsika dia startup iray ho arahintsika akaiky ! 🧐
Mandritra izao fotoana sarotra izao: niasa foana izy ireo: asa fanentanana ho an’ny fahadiovana hiadiana amin’ny coronavirus 🦠, na koa zava-baovao amin’ny mpitrongy fako entina bisikileta ary mandeha amin’ny herin’ny masoandro ☀️ mba hanatsarana ny kalitaon’ny zavatra ataon’ny mpiasany, Greentsika dia ohatra iray amin’ny orinasa vaovao hanome tolotra ho an’ny soa iombonana. 🙂
Ho hitanao amin’ity horonan-tsary ity io orinasa mahafinaritra io