Asehon’ny PEP’HITA DE MADAGASCAR antsika ny tetikasa mikasika ny rafitra mitambatra ao amin’ny toeram-piompiana Songhaï izay namboarina tao Bénin ary napetraka teto Madagasikara tamin’ny alalan’i Tiferhy RABESAOTRA sy Théo ROBLOT. Songhaï, izay anaran’ny fanjakana matanjaka […]
Hamaky ny tohinyMaro ianareo no nangataka fanampiana mikasika ny famenoana ny fisoratana anarana koa indro ary ny horonan-tsary ho fanoroana ny fomba famenoana izany.
Hamaky ny tohinyAtolotr’i CORBAN ho antsika ny angona mahakasika ny lisitry ny torohevitra 10 tsara indrindra nosintonina avy tamin’ny andiany faha 11 hatramin’ny faha 20 tamin’ny Tantaran’ny Fahombiazana Ireto ny rohy tamin’ny andiany teo aloha : 👉 […]
Hamaky ny tohinyHomen’ny CORBAN anao ny angona mirakitra ireo lisitry ny torohevitra 10 tsara indrindra nalaina tamin’ny andiany 10 voalohany amin’ny Tantaran’ny Fahombiazana Ireto avy ny rohy raha te hijery ny andiany teo aloha ianao: 👉 Rohy […]
Hamaky ny tohinyVita sonia ny 11 septambra lasa teo ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny Minisiteran’ny Fambolena, Fiompiana sy Jono (MAEP), Minisiteran’ny Indostria, ny Varotra sy ny Asatanana (MICA), ny ONUDI sy Fihariana, hanatanterahana ny tolotra Zara Iombonana. […]
Hamaky ny tohinyMpiompy ombivavy 3.000 no kendren’ny tetik’asa hisitraka ny fanohanana ara-bola sy ara-teknika avy amin’ny Fihariana, ny FIFAMANOR sy ny orinasa SOCOLAIT
Hamaky ny tohinyRandja RANAIVOZANANY, Filoha Tale Jeneraly & mpiara-manorina ny FOODMARK izay hiresahany amintsika amin’ ny fomba azo ampiharina ny fomba fahitany ny atao hoe fandraharahana . 😊 Avy amin’ny fandrahoan-tsakafo avo lenta mankany amin’ny fandrahoan-tsakafo ho […]
Hamaky ny tohinyAto anatin’ity horonan-tsary ity, Mihaja RAJOHNSON, mpamorona ny tranokala « Aizawaiza » dia hizara amintsika toro-lalàna vitsivitsy hanampy anao amin’ny fandraharahana .
Hamaky ny tohinyMampahafantatra antsika zava-mamiratra vaovao ny PEP’HITA DE MADAGASCAR , tsy inona izany fa MARODIA, manana ny foibeny eto Tana fa ny mpanorina azy kosa, i Anita, startup tanora iray , dia avy any Nosy Be. […]
Hamaky ny tohinyNiaraka tamin’i KIOKA CONSEIL, EDBM dia nikarakara sehatra “master class” mitondra ny lohahevitra hoe : “ny fitsipika volamena 10 handrafetana ny Rafitra Fandraharahana “. Yamila, mpandray anjara iray nahazo torolalana nandritra ny fiofanana, no mizara […]
Hamaky ny tohinyNiaraka tamin’i KIOKA CONSEIL, EDBM dia nikarakara sehatra “master class” mitondra ny lohahevitra hoe : “ny fitsipika volamena 10 handrafetana ny Rafitra Fandraharahana “. James, mpandray anjara iray nomena torolalana nandritra ny fiofanana, no mizara […]
Hamaky ny tohinyNiaraka tamin’i KIOKA CONSEIL, EDBM dia nikarakara sehatra iray “master class” mitondra ny lohahevitra hoe : “ny fitsipika volamena 10 handrafetana ny Rafitra Fandraharahana”. Arison, mpandray anjara iray notolorana torolalana nandritry ny fiofanana, no mizara […]
Hamaky ny tohinyHasehon’ny PEP’HITA DE MADAGASCAR ho antsika ny GREENTSIKA, orinaa ara-tsosialy ao Toliara izay manangona ny fako amin’ny mpitrongy fako entina amin’ny bisikileta . Mireska fahadiovana 🧹, posy entina amin’ny bisikileta 🚴, teknolojia 📱 fametrahana ny […]
Hamaky ny tohinyAtoa Randrianarivelo Tanjoniaina dia mpandraharaha mpamboly, nisitraka fampindramam-bola avy amin’ny Fihariana.
Hamaky ny tohinyHanampiana ny mpiompy tantely iatrehana ny valan’aretina COVID-19 dia nametraka fomba fiasa manokana ny fandaharan’asa Fihariana. Araho eto ary ny andinindinin’izany miaraka amin’ny tompon’andraikitra
Hamaky ny tohinyFijoroana vavolombelona ataon’ny mpianatra mpandraharaha avy ao amin’ny INSCAE
Hamaky ny tohinyPEP’HITA DE MADAGASCAR dia hitondra ho antsika tetikasa ho an’ny mpandraharaha vehivavy. 💎 Mampiditra herinaratra any amin’ireo tanana mitoka-monina amin’ny alalan’ny fanofanana renibe ho tonga injeniora amin’ny sehatry ny masoandro ! ☀️ Barefoot College Madagascar 🇲🇬, […]
Hamaky ny tohinyLalao amin’ny horonan-tsary vita eto Madagasikara, misy ve izany?Misy tokoa ! Sady tsara an ! Lomay, izay namokatra ny lalao amin’ny horonan-tsary DAHALO nivoaka ny 30 novambra 2019, dia orinasa misehatra amin’ny fampandrosoana sy ny […]
Hamaky ny tohiny