Pejy faneva

RAKOTOARINDRAZAKA Toanina Fidiniaina

Mpanoro lalana- Matihanina amin’ny Fandraharahana sy ny fananganana orinasa

Nanofana sy nanoro lalana mpandraharaha mihoatra ny 110 hatramin’ny 2009
Mpanoro lalana sy mpanofana tao amin’ny fandraharan’asa MIARY 2-PIC 2
Mpikambana mpanorina ny SOALOO
Mpandraharaha

Niarahana niasa : PIC-VATEL Madagascar-EMIRAY-INTH-Laboratoire Entrepreneurial

wpChatIcon