Pejy faneva

Njaka RAJAONARISON

Mpanolo-tsaina manokana amin’ny fandraharahana, ny tolotra fanampiana ho an’ny orinasa, famakafakana samihafa ary fanatanterahana tetikasa momba ny fampandrosoana rojon-tsanda.

Mpiara-manorina ny kabinetra EdE – Esprit d’Entreprise hatramin’ny taona 2005. Mpiara-manorina sy ao amin’ny Filakevim-pitantanan’ny koperativa SOALOO.

Niara-niasa taminy : programmes et projets du FIDA, BAD, USAID, UE, GIZ, INBAR etc

wpChatIcon