Pejy faneva

Menja ANDRIAMAMPIANINA

Tao amin’ny sehatry ny varotra sy ny famatsiana no nanombohan’ny traikefan’i Menja.

Taty aoriana dia nifantoka tamin’ny sehatr’asa Angovo izy.

Tsapany ny lanjan’ireo mpitondra tetikasa avy eto an-toerana.

Raha manana faniriana ny hanorina, handaharaha na hampandroso ny asanao ao amin’ny sehatry ny angovo na sehatr’asa hafa ianao, Menja no mpanoro lalana ilainao.

wpChatIcon