Pejy faneva

Marylène RATSISALOZAFY

Filoha Tale Jeneralin’ny kabinetra mpanoro hevitra mikasika ny fitantanana mpiasa, Human Talent Consulting, Mpanofana amin’ny sehatry ny RH ao amin’ny oniversite ISCAM.
Amin’ny mahaolona azy sy ny andraikitra raisiny, Marylène dia miaro ny fandraharahana eo amin’ireo tanora izay maniry hiditra amin’izany lalana izany.
Noho izy tia mizara sy tia miasa,entanin’ny fitiavana hizara hafaliana, dia mandray anjara amin’ny iraka mikasika ny andraikitry ny orinasa ara-piaraha-monina RSE sy ny iraka amin’ny orinasa izy.
Mpandray anjara, maneho hevitra sady marisika izy, ny tetikasa mikasika ny fampandrosoana no tena mahaliana azy.

wpChatIcon