Pejy faneva
default

Tantely RATSIMBAZAFY

Ny torolalana atolotray ny mpanjifanay, dia toerana iray azo antoka sy tsara azony hitrandrahana, hahazoana fahalalana, hametrahana tanjona vaovao ary hanombohana ny fanorenana asa matihanina misy dikany: raha fintinina dia ny fahombiazana eo amin’ny asa. […]

Hamaky ny tohiny
default

Riveltd RAKOTOMANANA

« Hanohana ny tanora amin’ny fandraharahana , hadalana izany » hoy ny sasany ; «tsy mora io asa io ka mila fasahiana » hoy kosa ny hafa. Riveltd RAKOTOMANANA dia mpikatroka ara-tantara momba ny fandraharahan’ny tanora eto Madagasikara. Hatramin’ny […]

Hamaky ny tohiny
RAKOTOARINDRAZAKA Toanina Fidiniaina

RAKOTOARINDRAZAKA Toanina Fidiniaina

Mpanoro lalana- Matihanina amin’ny Fandraharahana sy ny fananganana orinasa Nanofana sy nanoro lalana mpandraharaha mihoatra ny 110 hatramin’ny 2009 Mpanoro lalana sy mpanofana tao amin’ny fandraharan’asa MIARY 2-PIC 2 Mpikambana mpanorina ny SOALOO Mpandraharaha Niarahana […]

Hamaky ny tohiny
default

Njaka RAJAONARISON

Mpanolo-tsaina manokana amin’ny fandraharahana, ny tolotra fanampiana ho an’ny orinasa, famakafakana samihafa ary fanatanterahana tetikasa momba ny fampandrosoana rojon-tsanda. Mpiara-manorina ny kabinetra EdE – Esprit d’Entreprise hatramin’ny taona 2005. Mpiara-manorina sy ao amin’ny Filakevim-pitantanan’ny koperativa […]

Hamaky ny tohiny
default

Menja ANDRIAMAMPIANINA

Tao amin’ny sehatry ny varotra sy ny famatsiana no nanombohan’ny traikefan’i Menja. Taty aoriana dia nifantoka tamin’ny sehatr’asa Angovo izy. Tsapany ny lanjan’ireo mpitondra tetikasa avy eto an-toerana. Raha manana faniriana ny hanorina, handaharaha na […]

Hamaky ny tohiny
default

Marylène RATSISALOZAFY

Filoha Tale Jeneralin’ny kabinetra mpanoro hevitra mikasika ny fitantanana mpiasa, Human Talent Consulting, Mpanofana amin’ny sehatry ny RH ao amin’ny oniversite ISCAM. Amin’ny mahaolona azy sy ny andraikitra raisiny, Marylène dia miaro ny fandraharahana eo […]

Hamaky ny tohiny
default

Gregory RABESON

Tanora resy lahatra fa ny fandraharahana no tosika ho an’ny fandrosoan’i Madagasikara. Mankafy ny fanomezana torolalana sy ny fampandrosoana ara-toe-karena Investment Manager ao amin’ny Economic Development Board of Madagascar (EDBM) amin’izao fotoana izao .

Hamaky ny tohiny
Dorothée RAVOMANANA

Dorothée RAVOMANANA

Manana traikefa 25 taona amin’ny asa ao amin’ny sehatry ny fandrefesana  SPS  ka ao anatin’izany ny fanaraha-maso kalitao sy fampiharana ny lalàna mifanaraka amin’izany. Fahaizana mifandray sy mampita fahalalana ao amin’ny sehatry ny kalitao ara-tsakafo […]

Hamaky ny tohiny
wpChatIcon