Pejy faneva

Fiarovana indostrialy

Ny fiarovana indostrialy, na miseho amin’ny endriky marika,amin’ny famoronana ahazoana fanamarinana, ny sary na ny maodely, dia singa manan-danja amin’ny maha-izy ny orinasa.
Tena ilaina ny miaro ny fananana indostrialy mba hanomezan-danja ny ezaka natao sy hiarovan-tena amin’ireo mpanao hosoka sy ny fanao tsy ara-drariny.

Manasa anao hanantona ny OMAPI.