Pejy faneva

Dingana amin’ny fanondranana

Hitsangana tsy ho ela ny Foibe Fampiroboroboana ny Fanondranana .Eo am-piandrasana izany, ny Ivon-toerana tokana ho an’ny Fanondranana (GUE) eto Madagasikara, efa niasa hatramin’ny 2016, manambatra amin’ny toerana iray ireo departemanta voakasiky ny fanondranana mba hampihena ny fe-potoana sy ny vola aloa .