Pejy faneva

Politikan’ny tsiambaratelo

Iza moa izahay ?

Ny adiresin’ny tranokalanay : https://etoolia.edbm.mg.

Fampiasana ny rakitra manokana voaangona

Fanehoan-kevitra

Rehefa maneho hevitra ao amin’ny tranokalanay ianao, ny antontan-kevitra voasoratra ao anatin’ny faritra hametrahana ny fanehoan-kevitra, ary koa ny adiresy IP sy ny mpampiasa ny fikarohana ao aminao dia ho voaangona mba hanampy anay hahita ireo fanehoan-kevitra tsy ilaina

Rojo iray tsy fantatra anarana natsangana avy amin’ny adriresy fandefasanao hafatra( antsoina koa hoe hash) dia mety alefa any amin’ny sampandraharaha Gravatar mba hanamarinana raha mampiasa azy io ianao. Afaka jerenao ato ny fepetra mikasika ny tsiambaratelon’ny tolotra Gravatar : https://automattic.com/privacy/. Aorian’ny fanekena ny fanehoan-kevitrao, ho hita eo akaikiny eo ny sarinao.

Haino aman-jery

Raha mpampiasa voasoratra anarana ianao ka mandefa sary ao amin’ny tranokala, dia toroanay hevitra ianao tsy hampiditra sary misy rakitra EXIF fametrahana GPS.Mety ho afaka haka ka hahazo rakitra momba ny toerana misy anao avy amin’ireo sary ireo ny olona mitsidika ny tranokalanao .

Pejy fenoina ho fifandraisana

Cookies

Raha mametraka fanehoan-kevitra ao amin’ny tranokalanay ianao, hangataka aminao izahay mba hanoratra ny anaranao, ny adiresin-kafatrao ary ny tranokala any amin’ny cookies. Ho an’ny filaminanao izany mba tsy hanoratanao indray ireo mombamomba anao ireo rehefa hametraka fanehoan-kevitra ianao amin’ny manaraka. Foana ireo cookies ireo ao anatin’ny herintaona.

Raha miditra ao amin’ny pejy fifandraisana ianao, hisy cookie vonjimaika hoforonina ao mba hahitana raha manaiky cookie ny fikarohana an-tserasera ampiasainao na tsia. Tsy misy angona momba anao izy io ary ho foana ho azy amin’ny fikatonan’ny fikarohana ara-tserasera ataonao.

Rehefa miditra an-tserasera indray ianao, dia hametraka cookies maromaro izahay mba hiraketana ny mombamomba ny fidirana an-tserasera ataonao sy ny zavatra tianao eo amin’ny efijery. Ny cookie amin’ny fifandraisana dia maharitra roa andro raha herintaona kosa ho an’ny cookie fisafidianana efijery. Raha mikitika ny « Se souvenir de moi » ianao, hotehirizina mandritry ny roa herinandro ny cookie fifandraisanao . Raha miala amin’ny kaontinao ianao, dia hovoafafa ny cookie fifandraisanao.

Rehefa manova na mamoaka lahatsoratra ianao, hisy cookie fanampiny horaketina ao amin’ny fikarohana an-tserasera ampiasainao. Tsy misy antontan-kevitra manokana ao amin’io cookie io. Manondro ny IDn’ny lahatsoratra vao avy novainao fotsiny ihany izy. Foana izy afaka iray andro.

Lahatsoratra nalaina avy amin’ny tranokala hafa

Ny lahatsoratra amin’ity tranokala ity dia mety hisy rakitra nampidirina(ohatra horonantsary, sary, lahatsoratra…) Ny rakitra nampidirina avy any amin’ny tranokala hafa dia mitovy tahaka ny hoe miditra any amin’io tranokala hafa io ny mpitsidika

Ireo tranokala ireo dia mety hanangona antotan-kevitra momba anao, hampiasa cookie, hitondra fitaovana fanaraha-maso avy any an-kafa, hanaraka ny ataonao amin’ireo rakitra nentina avy any ivelany ireo raha manana kaonty mifandray amin’ny tranokalany ianao.

Antontan’isa sy fandrefesana ny fidirana

Fampiasana sy fampitana ny antontan-kevitra mikasika anao manokana

Fetran’ny fanangonana ny antontan-kevitra mikasika anao

Raha mametraka fanehoan-kevitra ianao, ny fanehoan-kevitra sy ny tahiry lehibe dia voatahiry mandrakizay. Izany dia mba hahafantarana sy hanekena avy hatrany ny fanehoan-kevitra manaraka fa tsy hamelana azy any amin’ny pejy fiandrasana .

Ho an’ireo mpampiasa misoratra anarana ao amin’ny tranokalanay( raha mety izany), hotehirizinay koa ny antontan-kevitra manokana voalaza ao anatin’ny mombamomba azy ireo. Afaka hahita , hanova na hanafoana ny mombamomba azy amin’ny fotoana rehetra ny mpampiasa( ankoatry ny anaran’ny mpampiasa nampidiriny). Ny mpitantana ny tranokala koa dia afaka mahita na manova ireo mombamomba azy ireo.

Ny zo anananao amin’ny antontan-kevitra momba anao

Raha manana kaonty ianao, na koa nametraka fanehoan-kevitra tao amin’ny tranokala, afaka mangataka rakitra misy ireo antontan-kevitra manokana izay anananay momba anao ireo ianao, ao anatin’izany ireo nomenao anay. Afaka mangataka ny hanafoanana ny antontan-kevitra manokana momba anao koa ianao. Tsy tafiditra ao anatin’izany ny antontan-kevitra noraketina ho ampiasaina amin’ny fitantanana, ara-dalàna na noho ny antony ara-piarovana.

Famindrana ny antontan-kevitra manokana mahakasika anao

Afaka jerena amin’ny alalan’ny milina mandeha ho azy hahafantarana ny fanehoan-kevitra tsy ilaina ireo fanehoan-kevitry ny mpitsidika

Fanazavana mikasika ny fifandraisana

Fanazavana fanampiny

Ahoana no fiarovanay ny antontan-kevitra mikasika anao

Dingana napetraka raha misy fiporitsahan’ny antontan-kevitra

Ireo tolotra ivelany mampita aminay ny antontan-kevitra

Asa haivarotra sy/na fandefasana lahatsary mivantana mandeha ho azy namboarina avy amin’ireo antontan-kevitra manokana

Famoahana ireo fanazavana mifandray amin’ny sehatr’asa ilàna fepetra manokana