Pejy faneva

YMCA (MG)

YMCA Madagascar (Fikambanan’ny Tanora Kristiana) dia hetsiky ny tanora kristianina, ekiomenika, tsy ara-politika ary an-tsitrapo. Miara-miasa sy ho an’ny tanora izahay amin’ny alàlan’ny hetsika, tetikasa ary fandaharan’asa ho an’ny fampandrosoana manontolo (fampandrosoana mirindra ny maha-olombelona amin’ny sehatra telo: vatana, saina ary faharanitan-tsaina) amin’ny mety ho vitany, ahafahany mandray anjara tsara amin’ny fiaraha-monina misy azy ary manova azy ireo. mba ho lasa solontenan’ny fiovana mba hitondra fiainana tsaratsara kokoa

wpChatIcon