Pejy faneva

OMAPI (MG)

Ny OMAPI dia miandraikitra ny fitantanana ny fananana indostrialy sy ny fampiroboroboana ny asa famoronana eto Madagasikara. Amin’izany, dia azo atao ny mamoaka, araka ny fangatahan’ny olona liana, ny titre fananana indostrialy, izany hoe:

– patanty famoronana,

– taratasy fanamarinana fisoratana anarana marika vokatra na serivisy,

– taratasy fanamarinana fisoratana anarana momba ny famolavolana indostrialy, ary

– taratasy fanamarinana fisoratana anarana anarana.

wpChatIcon