Pejy faneva

Hivarotra ny raharaham-barotro aho amin’ny alalan’ny fanehoana fampiasam-bola pitch

Inona no atao hoe pitch ?

Dingana tsy azo ihodivirana amin’ny fahombiazan’ny orinasa ny fandresen-dahatra ireo mpampiasa vola, ireo mpiara-miombon’antoka na koa ireo mpanjifa fototra. Ny” pitch” dia fomba tsotra sy mahomby hisarihana ny olona miresaka aminao.
Ny pitch dia tsy inona akory fa ny fanehoana ny tetikasanao mba handresena lahatra ny mpijery amin’ny fotoana fohy.

Ny fampahafatarana etsy ambany no hanome anao ny andinindininy.

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon