Pejy faneva

Teknikam-pifandraisana

Fitambaran’ny fifaneraserana amin’ny hafa izay mampita vaovao iray no atao hoe fifandraisana.

Ny sokajim-panofanana dia mikendry ny hahazoana ireo teknikam-pifandraisana mahomby.

Hanome anao ny andinindininy amin’izany ity famelabelaran-kevitra eto ambany ity.

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon