Pejy faneva

Société Générale x WIA – Ahoana no hitantanana ny tahirim-bolan’ny orinasa?

Ny tahirim-bola dia fitambaran’ny vola ao anaty kitapom-bola na napetraka any amin’ny banky.
Ny tahirim-bola dia famantarana iray amin’ny toe-bolan’ny orinasa. Ny fitantanana ny tahirim-bola mahomby dia ahafahana manara-maso ny fidirana na ny fivoahan’ny vola ka tanjona voalohany amin’izany ny fanatsarana ny fifandanjana ara-bola ao amin’ny orinasa.
Ny horonan-tsary manaraka no hanome anao fanazavana fanampiny mikasika ny lohahevitra :

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon