Pejy faneva

Inona avy no hadisoana tokony hialana amin’ny fametrahana vidin’entana?

• Ny fanaovana vidin’entana ambany, tokony hihevitra ny sanda mifandraika amin’ny famokarana sy ny tolotra ataonao ianao(sarany ankapobeny, ny fandaniana isan-tokony, sns.)
• Tokony hifototra amin’ny vidin’entana afaka mifaninana satria ny fikajiana vidin’entana ataon’ny mpifaninana aminao dia tsy ho lavitra amin’ny anao.
• Mametraka vidiny marina mba ho afaka hifaninana( vidiny ambany mihoatra amin’ny vidy eny an-tsena)
• Mampiakatra tampoka ny vidin’entana amin’ny mpanjifanao. Aleo manao fampiakarana tsy tapaka ny vidin’entana.
• Manaiky ny fiadiana varotra ambany kokoa nefa tsy manova ny fepetra hanaterana ny entana.
• Mametraka ny vidin’entana amin’ny kisendrasendra.

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon