Pejy faneva

Inona avy ny fahaiza-manao ananan’ny mpifampiraharaha?

 

Tsy inona akory izany fa ny toetra tokony hananan’ny mpifampiraharaha.

Matokisa tena, mahareta, mahaiza mandanjalanja, mahaiza mihaino, manàna toe-tsaina mahataka-davitra sy tia karokaroka dia mamirapiràta amin’ny fifampiraharahana!

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon