Pejy faneva

Mba hahafahan’ny vokatra eto amintsika mifaninana amin’ny fanondranana

Ity lahatsoratra ity dia haneho aminao ao amin’ny pejy 8-9-10 ny fanamby amin’ny fanajana ny fenitra ho an’ny fitandremana ara-pahasalamana sy ny tombotsoa amin’ny dingana fanamarinana mba hahafahan’ny vokatra eto amintsika mifaninana kokoa amin’ny fanondranana.

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon