Pejy faneva

Fandrindrana Tetikasa

Ny fandrindrana tetikasa, singa iray ao anatin’ny fiainan’ny tetikasa,dia asa iray izay natao hamantarana sy hizarazarana ny tetikasa , hamaritana ny loharanon-kevitra ilaina ary handaminana mialoha ny fanatanterahana ny asa mba hahafahana manaraka ny fandroson’ny asa.
Na izany aza, tsara ny mahafantatra fa ny fandrindrana tetikasa dia tsy natao hahazoana drafitr’asa fotsiny ihany( ny drafitr’asa moa dia vokatry ny fandrindrana). Ny fandrindrana dia fitambaran’ny dingana arahina mba hahazoana drafitr’asa iray.

Ny famelabelarana etsy ambany no hanome anao ny andinindininy.

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon