Pejy faneva

NY ASA FAMPIASANA RENIVOLA

FAMPIASANA RENIVOLA

Inona moa ny Fampiasana Renivola?

“Fandraisana anjara vonjimaika (kely na betsaka) ao anatin’ny orinasa amin’ny fanoratana petrabola sy amin’ny fampindramam-bola amin’ny fandraharahana.”- Fikambanan’ny Mpamatsy Renivola Malagasy

“Ny Private Equity (fampiasana renivola) dia mikendry ny fandraisana anjara ao anaty orinasa tsy tafiditra anaty tsenam-bola, ka mivarotra izany miaraka amin’ny tombom-barotra ambony avy eo ”  -Capital.fr-

Raha te hahazo ny antsipiriany, aza misalasala mitsidika ny rohy manaraka:

Capital investissement

 

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon