Pejy faneva

Ny fitsipika volamena 10 handrafetana ny Drafitra Fandraharahana

 

Ny drafitra fandraharahana dia antontan-kevitra ahafahana mirakitra an-tsoratra ny tetikasa.

Ny tanjona fototra amin’ny fanofanana dia ny hanamafy ny fahaiza-manaon’ireo mpitondra tetikasa mba handrafetana Drafitra fandraharahana mandaitra sy eken’ny banky.

Raha mila fanazavana fanampiny, tsindrio ny rohy manaraka:

Master Class Business Plan EDBM_KIOKA Conseil

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon