Pejy faneva

IRAY MINITRAN’NY TOROHEVITRA ATOLOTR’I FIHARIANA- Carole Rakotondrainibe

Mpiara-miasa akaiky amin’ny fanohanana ara-teknika ny mpandraharaha ny Fihariana sy ny Nexta. Manana fizarana atao amintsika anio Rtoa Carole Rakotondrainibe, tale jeneraly, izay efa fanta-daza ao amin’ny tontolon’ny fandraharahana eto Madagasikara

Raha mila fanazavana fanampiny, aza misalasala manjohy ny rohy manaraka:

 

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon