Pejy faneva

Fitantanana sy Fitarihana

Amin’ny tontolon’ny fandraharahana, matetika isika no voasarika hampiasa ny teny hoe « mpitantana » ho an’ny «mpitarika » na mifamadika amin’izay. Manana famaritana roa samy hafa nefa ireo voambolana ireo. Ho an’ireo matihanina sasany, ny fitarihana dia mety ho kalitao ananan’ny mpitantana mahay. Ho an’ny hafa, ny fitarihana dia endrika iray amin’ny fitantanana.
Ny Fitarihana sy ny Fitantanana dia maneho fahaiza-manao samy hafa. Tsy resaka toetra akory izany fa fahaiza-manao.

Ny famelabelarana etsy ambany no hanome anao ny andinindininy.

 

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon