Pejy faneva

Toro-lalana ho an’ny mpifampiraharaha

 

Misy fiantraikany lehibe amin’ny fahaizana manao fifampiraharahana mitondra vokatra ny toetra. Manaraka azy ao ny paik’ady.

Ny toetry ny mpifampiraharaha tonga lafatra

Hainy ny mifehy ny fihetseham-pony. Ny fahaizany mahafantatra sy mifehy ny fihetseham-pony sy ny an’ny hafa dia zava-dehibe mba tsy hanaovana tolotra na fandavana miainga amin’ny fijery manokana .

Ny paik’ady ampiasainy

Koa alao hery ary dia meteza ho tonga matihanina amin’ny fifampiraharahana!

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon