Pejy faneva

“Inona no atao hoe startup?”

Ity horonantsary fohy ity dia manazava amin’ny fomba tsotra ny atao hoe startup. Natao izy ity satria misy ny fahadisoan-kevitra matetika amin’ny fampiasana io teny hoe startup io.

Rehefa miteny ny olona dia lazaina fa startup daholo izay orinasa vaovao rehetra vao niforona. Tsy izay nefa no izy ary tena diso izany.

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon