Pejy faneva

“Inona no atao hoe orinasa?”

Fampianarana mikasika ny FANDRAHARAHANA . Tsotra, fohy nefa mazava tsara.
Ampahafantarina anao ao anatin’ity horonan-tsary fohy ity ny atao hoe “orinasa”. Matetika tokoa mantsy dia “Birao” na “trano iasana” no fandraisan’ny olona izany hoe orinasa.

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon