Pejy faneva

Fiatrehana ny adin-tsaina

Matetika isika no mieritreritra fa natokana ho an’ny mpanakarena na ho an’ireo manana andraikitra lehibe amin’ny asa toy ny mpanao politika ohatra, ny Filoha Tale Jeneraly, ny mpisolo vava, ny mpitsara na ny olona manana toerana ambony ny adin-tsaina, ka tsy hahazo ny mpiasa tsotra na ny vehivavy mitantana tokatrano izany.

Hanome anao andinindininy mikasika izany ity famelabelarana eto ambany ity.

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon