Pejy faneva

Fitantanana ny tahiry

Ny orinasa rehetra, na inona na inona ny sehatr’asa misy azy dia tsy maintsy miantoka ny fitantanana mahomby ireo tahiry,ary koa ny fahaizana amin’ny fihodinan’ny tahiry sy ny fitantanana ny famatsiana mba hahomby ary koa hiala amin’ny fisian’ny tahiry be loatra.

Ny tanjona dia ny hitantana tsara ny tahiry mba hampitomboana ny vola miditra.

Ny famelabelarana etsy ambany no hanome anao ny andinindininy.

 

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon