Pejy faneva

Fantatrao ve ny RSE ?

 

Ny Fandraisana andraikitra ara-tsosialy sy ara-tontolo iainana dia drafitr’asa aorina ao anaty orinasa iray, amin’ny ambaratonga rehetra, ho fampiroboroboana ny fampandrosoana maharitra.

Ao amin’ny orinasa, ny la RSE dia fandraisana anjara amin’ny fomba fiasa mifototra amin’ny soatoavina sy ny fangaraharana.

Mihoatra amin’ny fifandraisana ananan’ny orinasa, ny RSE dia misarika azy hihevitra bebe kokoa ny fanirian’ny mpandray anjara.

Farany, ny orinasa te hanome porofo mikasika ny RSE iandraiketany dia tsy tokony hilefitra amin’ny maha ara-dalàna ny asa ataony.

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon