Pejy faneva

Fahaiza-mihaino

Anisan’ny fahaiza-manao manana ny lanjany ka afaka ianaranao ny fahaiza-mihaino mba hiantohana ny hatsaran’ny fifandraisana.

Ny fomba fihainoanao dia misy vokatra misongadina amin’ny hatsaran’ny asanao sy ny fifandraisanao amin’ny hafa.

Ny andinindininy amin’izany dia ho hitanao amin’ity famelabelarana ity

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon