Pejy faneva

Fampivelarana ny maha-olona

Mikasika ny lafiny manontolo amin’ny fiainantsika ny fampivelarana ny maha-olona sy ny fahatsapana fahafaham-po: fandanjalanjana ny fiainana, fihoarana amin’ny tena, fahatokisan-tena, fanajan-tena, sns. Mety ho sarotra indraindray ny hahatsapana an’izany na ny hiditra amin’izany satria tena midadasika io lohahevitra io.
Ny fampivelarana ny maha-olona dia fomba malalaka handinihan-tena sy hanomezan-danja ny fahaiza-manao ka hikendrena ny fampivoarana ny fianana ary hanatanterahana ny faniriana lalina. Lafiny maro amin’ny fiainana no mety ho voakasik’izany: asa, maha olona, ara-panahy, ara-bola, fifandraisana, fianakaviana. Ny asa sy ny ezaka hita taratra amin’ny sehatra iray dia mitondra vokatra miabo amin’ny hafa matetika.

Ity famelabelarana eto ambany ity no hanome anao ny andinindininy

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon