Pejy faneva

Ahoana no hahitana tetikasam-pandraharahana mitondra fanavaozana?

Anatydingana fitadiavan-kevitra ve ianao ka mahatsapa sakana ?

 

Aza mikoropaka. Mifantoha ianao ary araho ireto dingana efatra amin’ny fahazoan-kevitra ireto.

Asa fitsapana izany. Aza mitsara mialoha .Vakio tsy amim-pieritreretana izay hitanao an-tserasera. Mety kokoa ny miara-miasa, amin’ny namana atokisana, ohatra.

Tsy voatery ho ny hevitra miavaka no hambabo ny mpanjifa fa izay maneho ny zavatra andrasany.

Esory eo no ho eo ireo tetikasa ratsy ho an’ny tontolo iainana , ho an’ny fahasalaman’ny olombelona sy ny biby. Mitrandraka ka tsy mitady ny fanenjehan’ny fikambanana mpiaro samihafa ny orinasa mahomby.

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon