Pejy faneva

Ahoana no hiavahana amin’ny mpifaninana eo amin’ny tsena?

Manana safidy maro ny mpanjifa ka tsy hisy mihitsy ny fahafahan’ny orinasa iray hivarotra vokatra na hanao tolotra miavaka tanteraka. Ny tsy fahaizana miavaka amin’ireo mpifaninana dia mety hitarika ny mpandraharaha sy ny start-up amin’ny tsy fahombiazana.
Ireto misy fomaba 3 hampiavaka anao amin’ny mpifaninana :

• Manolotra vokatra na manao tolotra miavaka amin’ny mpanjifanao any amin’ny toerana tsy hahafahany mividy izany amin’ny orinasa hafa. Izany hoe, tokony hiavaka amin’ny an’ny mpifaninana ny tolotra omenao.
• Manàna traikefa manokana amin’ny sehatry ny fanjifana. Ohatra, afaka avoakanao ao amin’ny tranokalanao ny vokatra be mpividy sy be mpitady, na koa afaka manokatra kaonty ao amin’ny tranokalanao ny mpanjifanao.
• Omeo tolotra miavaka ny mpanjifanao. Tokony horesahanao mivantana ny mpiasanao mba hampahafantaranao azy ny lanjan’ny tolotra ho an’ny mpanjifa. Mila mamaha ny olan’ny mpanjifa koa izy ireo.

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon