Pejy faneva

Ahoana no hahatonga ny tetikasa hahasarika ny banky ? – Société Générale x Women In Africa

Mba hampiroboroboana ny fahazoana famatsiam-bola,dia misy hatrany ny asa tokony atao. Ny hetsika “Grow with Africa” an’ny Société Générale dia natao handraisana miaraka ny anjara biriky amin’ny fampandrosoana maharitra eto Afrika, miaraka amin’ny faritra sy ny mpisehatra anatiny ary koa ireo matihanina iraisam-pirenena ,amin’ny fametrahana fifanakalozan-kevitra,fifampihainoana ary fifampizarana ny fitaovana sy ny fomba mitondra fanavaozana. Andry efatra momba ny fampandrosoana no novelabelarina tamin’izany :
– Fanampiana ny PME afrikanina

– Famatsiam-bola mitondra fanavaozana (fandraharahana momba ny fambolena sy ny angovo azo avaozina)

Famatsiam-bola ny fotodrafitr’asa sy ny fiaraha-mientana ara-bola

– Fiaraha-mientana ara-bola

Ahoana no handresen-dahatra ny banky mba hanampiany ny tetikasanao ? Dingana reo no fantatra amin’izany:

– Mamantatra ny fotoana mety hihaonana amin’ny mpiasan’ny banky rehefa matotra ny tetikasa

– Ny hevitra manan-danja tokony hananana mba handresen-dahatra ny banky hampiasa vola amin’ny tetikasa

Hanome anao fanazavana fanampiny mikasika ny lohahevitra ity horonan-tsary manaraka ity :

 

 

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon