Ny tanjona amin’io safidy io dia noho izy hahafahana manatsara ny firoboroboan’ny vokatrao sy ny tolotra omenao, ary koa amin’ny fahazoana azy ireo sy ny lalana amin’izany.
Ireto misy dingana 4 lehibe hahafahanao misafidy ny tambazotra fitsinjarana:
• Atombohy amin’ny fieritreretana ny fitsinjaranao ny vokatra. Mamaly ny filàn’ny mpanjifa kendrenao ve izany?
• Manaraka izany, fidio na hivarotra manokana ny vokatrao sy ny tolotrao ianao, na hitady mpaninjara.
• Avy eo, atombohy amin’ny madinika aloha. Raha hazavaina, aza maika ny hivarotra vokatra be dia be.
• Farany, mifidiana lafy fitsinjarana maro ka kendreo amin’izany ny toerana mora hitsinjarana kokoa mba hahazoanao tombony bebe kokoa; ary afaka mitady mpamatsy entana amin’ireo faritra ireo koa ianao.