Pejy faneva

Inona moa ny fitantanana tetikasa ?

 

Amin’ny teny tsotra, dingana fototra hahatonga ny orinasanao ho azo tsapain-tanana izany amin’ny fandraisana an-tsoratra sy ny famakafakana ny zavatra ilainao.
Amin’ny fitantanana tetikasa, ampiasaina ny drafitra voarindra.Ho fantarinao ny olona mifanerasera aminao.ny fahaiza-manao, ny fitaovana am-pelatananao, ny teknika tokony ho ampiasainao.

Raha fintinina, asa lehibe mikasika ny fanentanana izy ity.

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon