Pejy faneva

Tombontsoa azo avy amin’ny fidirana amin’ny fikambanana arak’asa

 

« Seul on va plus viteensemble on va plus loin ». (ohabolana afrikanina)

Ahazoana tombotsoa maro ho an’ny orinasa iray ny fidirana ho mpikambana amin’ny fikambanana arak’asa. Ny fikambanana matihanina mitovy lanja na isaky ny sehatr’asa tokoa mantsy dia ahafahana :

  1. Manambatra ny fandraharahana na ny orinasa araka ny habeny na ny sehatr’asa ataony,na koa araka izay tian’ny mpitantana orinasa eto Madagasikara
  2. Miantoka ny fisoloana tena ny fitambaran’ny orinasa mpikambana sy ny fiarovana ny tombotsoa iombonana eny anivon’ny Fitondram-panjakana, ny biraom-panjakana, ny fikambanana iraisam-pirenena sy ny mpiara-miombon’antoka
  3. Manome tombony ny orinasa amin’ny fifaninana sy tolotra rehetra mba hampitomboana ny fahombiazan’ l’efficacité ny fikambanana arak’asa manontolo.
Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon