Pejy faneva

Fanomezana fahaleovan-tena ho an’ny talenta

Misy fanontaniana vitsivitsy tsy maintsy valiana ao anatin’ny politika fampiroboroboana ny talenta: ahoana no hamaritana ny fahaiza-manao, ny toetra sy ny fitondran-tena ilain’ny mpiasa mba hanatanterahany an-tsakany sy an-davany ny andraikiny? Ahoana no hahalalana fa
manana fahaiza-manao amin’io toerana io izy sy hoe hahomby tokoa ve izy ? Raha mieritreritra ny sasany hoe ny fanabeazana ara-dalàna no azo antoka, ny hafa kosa mahatoky kokoa ny fanofanana am-perinasa sy ny traikefa.

Ny famelabelarana etsy ambany no hanome anao ny andinindininy

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon