Pejy faneva

ATRIKASA ETOOLIA – Fampivelarana ny maha olona – Menja Andriamampianina

Ahoana no mahasamy hafa ny Fahatokisan-tena sy ny Fahatsapan-tena ho mendrika? Ahoana no hampivelarana izany?
Mpandraharaha sy ho mpandraharaha, karohy ary karohy hatrany ireo foto-kevitra amin’ny fampivelarana ny maha-olona ireo. Atrikasa mitondra ny lohahevitra hoe “Arrosons notre estime de soi et notre confiance en soi” atolotr’i Menja.

 

 

 

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon