Pejy faneva

Fitantanana mpiasa

Ny fifanarahana arak’assa dia atao malalaka ao anatin’ny fanajana ny lalàna manan-kery ara-panjakana. Voafehin’ny lalàna mikasika ny zo iombonana izy io, izany hoe ny fifaneken’ny roa tonta, fahafahana manao fifanarahana, tanjona mazava sy antony ara-dalàna.
Efa voafaritra , amin’ny fotoana ampidirana mpiasa, amin’ny alalan’ny soratra manambara farafahakeliny ny asa, ny sokajy arak’asa, ny tondro fanasokajiana , ny karaman’ny mpiasa ary ny daty hanombohan’ny fifanarahana.

Ny andinindininy dia ho hitanao amin’ny famelabelarana etsy ambany

Ireo mpiara-miombon'antoka aminay
wpChatIcon