Pejy faneva

Vokatra manokana

default

Fiatrehana ny adin-tsaina

Matetika isika no mieritreritra fa natokana ho an'ny mpanakarena na ho an'ireo manana andraikitra lehibe amin'ny asa toy ny mpanao politika ohatra, ny Filoha Tale Jeneraly, ny mpisolo vava, ny mpitsara na ny olona manana toerana ambony ny adin-tsaina, ka tsy hahazo ny mpiasa tsotra na ny vehivavy mitantana tokatrano izany. Mpiara- miombon'antoka : Association des Jeunes Experts en Ressources Humaines (AJERH)

Hiditra
default

Fahatokisan-tena, fanalahidin'ny fahombiazanao

Nanao ity horonan-tsary Fact& Fuel ity i CORBAN mba hanoroana hevitra anao amin'ny hoe " ahoana no hahatokisanao ny tenanao".

Hiditra
default

Fahaiza-mihaino

Anisan'ny fahaiza-manao manana ny lanjany ka afaka ianaranao ny fahaiza-mihaino mba hiantohana ny hatsaran'ny fifandraisana. Ny fomba fihainoanao dia misy vokatra misongadina amin'ny hatsaran'ny asanao sy ny fifandraisanao amin'ny hafa.. Mpiara-miombon'antoka : Association des Jeunes Experts en Ressources Humaines (AJERH)

Hiditra
default

Ny toetra tsara ananan'ny mpitantana tetikasa mahomby

Mieritreritra ve ianao fa afaka ho mpitantana tetikasa ?Mirosoa amin'ny fandinihana ny tenanao.

Hiditra
default

Inona no fitondran-tena ilaina handraisana fanapahan-kevitra tsara?

Mijery ny lafy tsara rehefa mandray fanapahan-kevitra amin'ny ho avin'ny orinasanao, azo atao izany !

Hiditra
default

Te ho mpitarika lavorary aho, ahoana no atao?

Mitàna ny fahamarinana ao amin'ny sehatr'asa anjakan'ny fifaninanana... maninona moa?

Hiditra
default

Toro-lalana ho an'ny mpandraharaha azo antoka

Tadidio ireto teboka vitsivitsy ireto mba tsy hahavery ny laharam-pahamehana ho fampiroboroboana ny tsy fivadihana ao amin'ny orinasanao.

Hiditra
default

Fampivelarana ny maha-olona

Mikasika ny lafiny manontolo amin'ny fiainantsika ny fampivelarana ny maha-olona sy ny fahatsapana fahafaham-po: fandanjalanjana ny fiainana, fihoarana amin'ny tena, fahatokisan-tena, fanajan-tena, sns. Mety ho sarotra indraindray ny hahatsapana an'izany na ny hiditra amin'izany satria tena midadasika io lohahevitra io. Mpiara-miombon'antoka: Association des Jeunes Experts en Ressources Humaines (AJERH)

Hiditra
default

Te hanankarena

Manazava amintsika ny fitsipiky ny fananan-karena ity sokajy ity Mpiara-miombon'antoka : Association des Jeunes Experts en Ressources Humaines (AJERH)

Hiditra
default

Ny fitondrana fiovana

Ireto avy ny votoatin'ny fanofanana: Ny hevitry ny safidy Ny fitondrana fiovana Ny fanamby mifandray amin'ny fiovana Ny dingana amin'ny fiovana

Hiditra
default

Fanamafisana ny fahaiza-manao

Izany dia fitambaran'ny fahaiza-manao, ny traikefa sy ny fitondran-tena,miasa anaty toe-javatra voafaritra. Tsapa izany mandritra ny fametrahana toe-javatra arak'asa izay afaka mampanan-kery azy. Ho an'ny fanazavana fanampiny, tsindrio ny rohy manaraka

Hiditra
default

ATRIKASA ETOOLIA - Fampivelarana ny maha olona - Menja Andriamampianina

Hiditra
test
wpChatIcon