Pejy faneva

Torohevitra mahasoa

default

Hadisoana tsy tokony ataon'ireo tanora mpandraharaha

L'une des erreurs les plus commises chez les nouveaux entrepreneurs est d'essayer de tout faire soi-même. Pour que votre entreprise soit un succès, réfléchissez aux aspects de votre entreprise que vous voulez gérer et laissez votre équipe se charger du reste. PRO TIPS by CORBAN

Hiditra
default

Ahoana no isarihana ny ekipa handray andraikitra?

Torohevitra 3 ho an'ny Mpitantana Hanome anao torohevitra amin'ny antsipiriany ny famelabelarana manaraka TOROHEVITRA MATIHANINA avy amin'i CORBAN

Hiditra
default

Misafidy mpiara-miombon'antoka ara-barotra mahomby

Ahoana no isafidianana mpiara-miombon'antoka ara-barotra mahomby? Atolotra anao anatin'ity famelabelarana manaraka ity ny andinindininy ara-torohevitra mikasika izany. TOROHEVITRA MATIHANINA atolotr'i Corban

Hiditra
default

Fomba telo hisarihana ny mpanjifanao

Mila mahay misarika ny mpanjifanao ianao. Hisy torohevitra amin'ny antsipiriany ho anao ao anatin'izao famelabelarana manaraka izao TOROHEVITRA MATIHANINA avy amin'i CORBAN

Hiditra
default

Ahoana no hampivelaranao ny toetra hentitra sy ny fifehezana ?

Ahoana no hampivelaranao ny toetra hentitra sy ny fifehezana? Ny famelabelarana manaraka no hanolotra anao ny andinindininy TOROHEVITRA MATIHANINA avy amin'i CORBAN

Hiditra
default

Ahoana no hiasana amin'ny foiben-toerana fiantsoana ?

Ahoana no hiasana amin'ny foiben-toerana fiantsoana? Ny famelabelarana manaraka no hanome anao ny antsipiriany. TOROHEVITRA MATIHANINA avy amin'i CORBAN

Hiditra
default

Hanomboka tsara ny taona

Hanomboka tsara ny taona ? Amin'ny fomba ahoana? Hisy torohevitra amin'ny antsipiriany atolotra ho anao amin'ity famelabelarana manaraka ity TOROHEVITRA MATIHANINA avy amin'i CORBAN

Hiditra
default

Ahoana no hampavitrika ny fanofanana?

Zava-dehibe ny fitondrana fahavitrihana anaty fanofanana. Ny famelabelarana manaraka no hanome anao ny antsipiriany TOROHEVITRA MATIHANINA avy amin'i CORBAN

Hiditra
default

Inona moa ny fitantanana tetikasa ?

Amin'ny teny tsotra, inona moa ny fitantanana tetikasa ?

Hiditra
default

Ahoana no hitantanana ny orinasa manaraka ny vanim-potoana

Hiditra
default

Ny tombotsoa anatiny sy ivelan'ny orinasa mitana ny fahamarinana

Mbola misalasala amin'ny lalana harahina hampamirapiratra ny fandraharahanao ao anatin'ny fahafantarana fa tsara kokoa ny miasa ao anatin'ny fahamarinana ve ianao? Ireto avy ary ny tombotsoa amin'izany.

Hiditra
default

Torohevitra vitsivitsy ho an'ny vehivavy mpandraharaha

Manana ny toerany ao amin'ny tontolon'ny fandraharahana ny vehivavy. Aza misalasala intsony.

Hiditra
default

Ahoana no hahitana tetikasam-pandraharahana mitondra fanavaozana?

Anaty dingana fitadiavan-kevitra ve ianao ka mahatsapa sakana? Aza mikoropaka. Araho ireto torohevitra ireto hampivelatra ny sehatra misy anao

Hiditra
default

Mendrika ve ny tetikasako?

La pertinence de votre projet doit être examinée dés son ébauche. Une erreur à ce stade peut encore être aisément modifiée. Mais comment savoir?

Hiditra
default

Ny herin'ny fiantrana ho an'ny orinasa

Ny orinasa mpanao asa soa, orinasa manana ny lanjany. Ary marobe ny tombotsoa amin'izany.

Hiditra
default

Ampidiro ao amin'ny orinasanao ny soatoavina fototra

Te hanana fiandohana tsara ho an'ny orinasanao ianao, nefa aiza no hanombohana azy?

Hiditra
default

Ahoana no isafidiananao ny marika amin'ny fomba mahomby

Voalohany, tsara ho fantatra fa ny marika dia manana lanjany lehibe amin'ny famoronan-karena matanjaka sy maharitra indrindra. Izany no maha laharam-pahamehana ho an'ny mpandraharaha ny fifidianana tsara ny marika entin'ny orinasany na ny vokatra atolony. Ankoatry ny sanda anampiny ny orinasanao, haneho ny maha-izy anao koa izy. Fanontaniana 09 no mila dinihina mialohan'ny hidiranao amin'ny asa mifantoka amin'ny marika

Hiditra
default

Ahoana no hiavahana amin'ny mpifaninana eo amin'ny tsena?

Manana safidy maro ny mpanjifa ka tsy hisy mihitsy ny fahafahan'ny orinasa iray hivarotra vokatra na hanao tolotra miavaka tanteraka. Ny tsy fahaizana miavaka amin'ireo mpifaninana dia mety hitarika ny mpandraharaha sy ny start-up amin'ny tsy fahombiazana. Ireto misy fomaba 3 hampiavaka anao amin'ny mpifaninana

Hiditra
default

Ahoana no hisintonana mpanjifa tsara?

Mila mirakitra ireto teboka 6 manaraka ireto ny mpandraharaha mba hisintonana mpanjifa tsara

Hiditra
default

Ahoana no hisafidianana tsara ny tambazotra fitsinjarana?

Ny tanjona amin'io safidy io dia noho izy hahafahana manatsara ny firoboroboan'ny vokatrao sy ny tolotra omenao, ary koa amin'ny fahazoana azy ireo sy ny lalana amin'izany. Ireto misy dingana 4 lehibe hahafahanao misafidy ny tambazotra fitsinjarana

Hiditra
default

Ahoana no ametrahana paik'ady ara-haivarotra mahomby

Mba hamolavolana paik'ady ara-haivarotra mahomby, ilaina ny mirakitra ireto dingana 3 manaraka ireto : mila manao famakafakana ara-barotra , mamaritra ny tsena kendrena ary mametraka ny drafitra ara-haivarotra.

Hiditra
default

Ahoana no hivarotana amin'ny fotoana mandalo olana ?

Voasarika hampidina ny vola laniny ny PME amin'ny fotoana hisian'ny olana mba hahazoana fahombiazana, fotoana fohy ihany anefa izany. Tokony hojerena amin'ny antsipiriany ny haivarotra mandritra io fotoana io satria eo no tokony hampiasam-bola bebe kokoa. . Ireto misy torohevitra mety hanampy anao hiatrika toe-javatra ara-toe-karena toy izany

Hiditra
default

Ahoana no hananana paik'ady fivarotana mahomby

Ireto misy dingana roa lehibe tokony ho dinihin'ny mpandraharaha mba hananana paik'ady fivarotana mahomby: mamolavola drafitra fivarotana mahomby sy manatsara ny dingana fivarotana ataonao

Hiditra
test
wpChatIcon