Pejy faneva

Haivarotra – Varotra

default

Ahoana no ampiasana ny tambazotra sosialy hanaovana " Storytelling "

Nanomana ity horonantsary Fact & Fuel ity i mba hanampiana anao hampiasa ny tambazotra sosialy hanaovana Storytelling.

Hiditra
default

Business Model Canvas_ Fifehezana ny asanao ao anatin'ny indray mipy maso

Ny  Maodely Rakitra ho an'ny Fandraharahana  dia fitaovana tsotra sy mahomby hanomezan-danja ny Maodely Fandraharahan'ny orinasanao Mpiara-miombon'antoka : INSCAE

Hiditra
default

Hivarotra ny raharaham-barotro aho amin'ny alalan'ny fanehoana fampiasam-bola pitch

Dingana tsy azo ihodivirana amin'ny fahombiazan'ny orinasa ny fandresen-dahatra ireo mpampiasa vola, ireo mpiara-miombon'antoka na koa ireo mpanjifa fototra. Ny" pitch" dia fomba tsotra sy mahomby hisarihana ny olona miresaka aminao. Ny pitch dia tsy inona akory fa ny fanehoana ny tetikasanao mba handresena lahatra ny mpijery amin'ny fotoana fohy. Mpiara-miombon'antoka: YOUTH FIRST

Hiditra
default

Fandraharahana sy tambazotra an-tserasera: ny paik'ady arahina

Vous souhaitez vous lancer dans un business en ligne ou explorer cette possibilité pour étendre votre entreprise? Retenez ces points.

Hiditra
default

Fandraharahana sy tambazotra an-tserasera : ny toetra tokony hananana

Porofoy amin'ny fitondran-tenanao eny amin'ny tambazotra an-tserasera ny laza tsara ananan'ny orinasanao

Hiditra
default

Ny fahaiza-mampiasa ny tambazotra

Ao amin'ny tontolon'ny fandraharahana, ny fifandraisana ara-tsosialy dia manan-danja tokoa. Ahoana nefa no hifaneraserana amin'ny olona azo antoka ?

Hiditra
default

Toro-lalana ho an'ny mpifampiraharaha

Ataovy amin'ny fomba miavaka ny fifampiraharahanao!

Hiditra
default

Ny fanamby amin'ny teknika fifampiraharahana mahomby

Hatraiza ny mampiavaka anao amin'ny sehatry ny fandraharahana raha mahay mifampiraharaha ianao ?

Hiditra
default

Mba hahafahan'ny vokatra eto amintsika mifaninana amin'ny fanondranana

Ity lahatsoratra ity dia haneho aminao ao amin'ny pejy 8-9-10 ny fanamby amin'ny fanajana ny fenitra ho an'ny fitandremana ara-pahasalamana sy ny tombotsoa amin'ny dingana fanamarinana mba hahafahan'ny vokatra eto amintsika mifaninana kokoa amin'ny fanondranana. Mpiara-miombon'antoka: Consultant RAVOMANANA Dorothée

Hiditra
default

Inona avy ny fahaiza-manao ananan'ny mpifampiraharaha?

Anananao ve ny hery sy ny toetra hahatonga anao ho mpifampiraharaha mahomby?

Hiditra
default

Teknikam-pifandraisana

Fitambaran'ny fifaneraserana amin'ny hafa izay mampita vaovao iray no atao hoe fifandraisana. Ny sokajim-panofanana dia mikendry ny hahazoana ireo teknikam-pifandraisana mahomby.   Mpiara-miombon'antoka : Association des Jeunes Experts en Ressources Humaines (AJERH)

Hiditra
test
wpChatIcon