Fianarana Ampifanarahana
Ahoana ny eritreritrao mikasika ny fomba fianarana, izay handinihana ny fahasamihafan'ny mombamomba ny mpianatra, mba hanorenana sokajim-panofanana tokana sy mety amin'ny rehetra? Raha fintinina: Adaptive Learning na adika ho Fianarana Ampifanarahana. Ho famaritana , izy io dia fomba fanofanana izay mifanaraka amin'ny filan'ny mpianatra noho ny fivoarana ara-teknolojia, indrindra amin'ny famaliana ny fahazoana fahaiza-manao samihafa sy ny tanjona. Mpiara-miombon'antoka: Human Talent Consulting
Hiditra