Fitantanana sy Fitarihana
Amin'ny tontolon'ny fandraharahana, matetika isika no voasarika hampiasa ny teny hoe « mpitantana » ho an'ny «mpitarika » na mifamadika amin'izay. Manana famaritana roa samy hafa nefa ireo voambolana ireo. Ho an'ireo matihanina sasany, ny fitarihana dia mety ho kalitao ananan'ny mpitantana mahay. Ho an'ny hafa, ny fitarihana dia endrika iray amin'ny fitantanana. Ny Fitarihana sy ny Fitantanana dia maneho fahaiza-manao samy hafa. Tsy resaka toetra akory izany fa fahaiza-manao Ny fanofanana dia mikendry ny fivelaran'ny lafiny efatra lehibe amin'ny fahaiza-manao : - Fahaiza-manao manokana - Fahaiza-manao ara-pifandraisana - Fahaiza-manao ara-drafitra - Fahaiza-manao ara-paik'ady Mpiara-miombon'antoka : Association des Jeunes Experts en Ressources Humaines (AJERH)
Hiditra